|
|
|
|

Teny iditra1  atelina
Fototeny  2 telina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Agorodana na avarina any an-tenda: Atelomy haingana iny pilina iny fa mangidy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be swallowed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 à avaler [1.3#693]
7 qu'on avale [1.8]
Ohatra  8  Mahalana no tsara kokoa noho ny vitamina atelina ny vitamina atsindrona. [2.424#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13 vato ateli-mamba
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  atelina, 15 elatina, 16 tainale

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09