|
|
|
|

Teny iditra1  asa tany
Singan-teny  2 asa, 3 tany
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 asa fambolena, izany hoe fitrandrahana ny tany [1.1]
Ohatra  6  Namporisika ny asatany izy ka nampanao fefiloha betsaka, ahazoana manova ho tanimbary ireo farihy sy petsapetsa. [2.332#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12