|
|
|
|

Teny iditra1  asaramanitra
Fototeny  2 asara
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Teny ilazana ny fandroana malagasy. [1.1]
5 volana voalohany amin'ny taona. [Tambahoaka, Bezanozano] [1.78]
6 anaram-bolana faharoa amin'ny taona. [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  7 [manitra, fragrant.] The month in which the new year's festival, called fandroana, is held. See alahamady.. [1.2]
Voambolana  8  Fotoana
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  10  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  11 asaramanitra, 12 Tsaramaraina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02