|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 asara |
| Fototeny | 2 sara |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny vola na zavatra omena ho saran-javatra, ho hofany: Kely loatra ity vola asaranao ny lakana ity.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 asara |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 fotoam-pahavokaran'ny vary (Novambra - Janoary).
[Taisaka]
[1.78] 12 fahavaratra. [Bara, Tanala] [1.78] 13 Tonon-taona fahavaratra. [Sakalava] [1.1] 14 fizaran-taona mafana sy be orana. [1.13] 15 fotoanan'ny orana, fahavatra. [Masikoro] [2.606#151] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 the rainy season. [Ar. As-sahr, the month.].
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 mois de décembre, récolte du riz, saison de la récolte (novembre à janvier).
[Taisaka]
[1.82] 18 saison des pluies. [1.13] |
| Voambolana | 19 Fotoana 20 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Tovy hevitra | 21 asaramanitry |
| Kamban-teny rehetra | 22 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 23 arasa, 24 asara, 25 Saraà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|