Entrée arofanina
Mots élémentaires aro ; fanina
Partie du discours nom
Explications en malgache Fefy atao tsy dia avo loatra fa nokendrena ho azo iankinana, manaraka ny sisin' ny tohatra na ny lavarangana, mba hiarovana tsy hianjera [1.1]
 Fefy fiarovana mba tsy hampianjera [1.13]
Explications en anglais [ aro-fanina ] A balustrade, lit. a protection against giddiness. [1.2]
 A railing [1.7]
Explications en français Garde-fou [1.3, 1.13]
 Balustrade [1.3]
 Garde corps [1.13]
Exemples 
1Arofanina avokoa ireny, dia arofanina mba tsy hianjerana amin'ny fanjakan'i Baroa. [2.503]
2Nilaoza-malaina ilay arofanina niankinana, dia nidina mbola nifampisakambina ihany izahay. [2.944]
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/09/15