|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 ariako |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 dihy mampihetsika ny fitombenana.
[Sakalava]
[1.78] |
| Teny iditra (2/3) | 4 ariako |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 (corruption du nom ariabo). Landolphia sphaerocarpa Jum. (Apocynaceae). Le fruit a une pulpe comestible, agréable..
[Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 7 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/3) | 8 ariako |
| Fototeny | 9 ary |
| Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny iharana ariana sy mpisolo |
| Ohatra |
11 ry teny mamy tsy ariako, taminao no nahalalako'reto faka nitsiriako.
[1.276#]
|
| Fivaditsoratra | 12 akoray, 13 aorika, 14 ariako, 15 arikao, 16 Arioka, 17 iakaro, 18 Iakora, 19 Iaroka, 20 rakoay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|