|
|
|
|

Teny iditra 1  arenina
Fototeny  2 arina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ajoro: Areno tsara io andry io fa mitongilana
9 Atao mitovy tantana, marintampona: Narenina aloha ny tany vao naorina ny trano
10 Asaina mipetraka mitombina tsara: Areno ny marary fa hisakafo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be levelled; to be set upright [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on nivelle, qu'on redresse, qu'on met d'aplomb [1.8]
Ohatra  13  arenina ho tanimboly ny eo an-tenatenany. [2.117#]
14  Mbola tsy voakaonty ankehitriny ny zavatra simba tsy azo arenina eo amin' ny tontolo iainana aterak' ireo tetikasa ireo; [4.27#]
15  Heverin' ny Malagasy kosa anefa fa miavaka ihany ny vintana, dia izy azo arenina : misy tena manatona mpanandro mihitsy hanao an' izany; [2.285#]
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 anerany, arenina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21