|
|
|
|

Teny iditra1  aranana
Fototeny  2 arana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza olona avala ho afa-po na afadiana amin' izay tiany, avala hanao izay sitrapony: Aza aranina toy izao ny zanakao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be indulged in, to be gratified with, to be satiated with, to be tolerant to.. [1.2]
6 to be indulged, to be spoiled,. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 envers qui on est indulgent;. [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  12 aranina

Fivaditsoratra  13 Anarana, anarana, 14 aranana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10