|
|
|
|

Teny iditra1  arambo
Fototeny  2 rambo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Izay atao tovana mirefarefa na somotraviaviny: Inona no harambo itỳ akanjolava itỳ?. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Ce que l’on met comme franges. [1.3#504]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 ambora, 11 arambo, 12 marabo, 13 mbaroa, 14 ramboa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12