|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  arakaraka
Fototeny  2 rakaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ahaha ka atao toa misaritaka: Aza arakaraka toy izao ny volonao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be dishevelled, to be loosened.. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)10  arakaraka
Fototeny  11 araka
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 Mifanentana amin' ny: Tokony hatao arakaraka ny fidiran' ny vola ny fandaniana azy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 reduplication of araka. A claim to recover one's own property when stolen: Raha misy arakaraka, dia hianao no arahiko (If any one has a claim [to what I am buying or taking], I look to you to make it good). [1.2]
Haiendriteny 
15  Tsotra :
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)17  arakaraka
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 rantsan-kazo kelikely sady lava fandahoana akoho na alika miditra ao an-trano. [Betsimisaraka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09