|
|
|
|

Teny iditra1  arahaba tonga soa
Singan-teny  2 arahaba, 3 tonga, 4 soa
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy tonga avy lavitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 congratulation on a safe arrival; welcome! [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 félicitations, vous êtes
9 bien arrivé ; soyez le bienvenu [1.8]
Voambolana  10  Teny fanajana
Tovy hevitra  11 arahaba tonga soa aman-tsara

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17