|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  antsoro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 firombaka, angady kely fanao amin'ny zaran-defona, vy maranitra misy zarany lavalava entina mihaza trondro. [Betsimisaraka] [1.78]
4 angady. [Tambahoaka, Bara, Sihanaka] [1.78]
5 Angady kely lava zarana fitondra mandeha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 In the provinces it is the name of a large chisel for hollowing out canoes, and a spade.. [1.2]
Voambolana  7  Fitaovam-piasana
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io
Sary 

Teny iditra (2/3)9  antsoro
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Ahitra lava ravina misy rirany mandidy ary malama ka mety handavo raha voahitsaka, indrindra raha mando; izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: Boka potraka amin'ny antsoro: raha misy fivoy dia lakana.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 a grass (or cyperaceous plant?). It is chewed and the saliva swallowed for colic.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 herbe à toiture (tènina).. [Tankarana] [1.19]
14 (de sorona : action d'activer, d'attiser le feu ; cette herbe étant souvent employée sèche comme combustible). Imperata cylindrica (L.) P. Beauv. (Poaceae). Utilisée comme chaume pour la couverture des cases; les inflorescences servent à rembourrer les oreillers et coussins. Les feuilles sèches, odorantes, entrent dans la composition d'un odi-tazo, administré aux malades qui ont des accès de malaria. Les racines en décoction sont données à boire dans les coliques. [Merina] [1.196]
Voambolana  15  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Tsipelina hafa  16 antsory
Tovy hevitra  17 tenina
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)19  antsoro
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 fitaratra. [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  22 antsoro, 23 trosona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09