|
|
|
|

Teny iditra1  antsoina
Fototeny  2 antso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asaina tonga na manatona amin' ny alalan' ny feo na hofa lamba na fihetsika: Nantsoin-dRakoto ny zanany fa tsy namaly.
5 Ehina, vorina: Nantsoina ny fokonolona hihaino kabary.
6 Asiana, omena anarana: Rakoto, izay antaoina koa hoe Rainizafy.
7 Ampanalaina: Nantsoina ny dokotera fa mafy ny aretina.
8 Fidina, tendrena: Nantsoin' ny Filohan' ny Nosy izy hiandraikitra ny fitantanana ny vola. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
9 to be called. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on appelle. [1.8]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 aantsony, 17 ananotsy, 18 Antanosy, 19 antsiona, 20 antsoina, 21 asintona, 22 santiona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02