|
|
|
|

Entrée1  antsoharaina
Radical  2  antsohara
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Hosorana rano mba ho mafimafy kokoa (ny vilany vaovao)
Fotopotorana na hamafisina tsara: Isika izao: velona iray trano, maty iray fasana; fihavanana tsy misy hoantsoharaina ny antsika (kabary am-panambadiana) [1.1]
Explications en anglais  5  to be seasoned or tempered, as in antsohara. [1.2]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12