|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 antsasaka
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza zavatra simba, lo, masiso (fiteny indrindra amin' ny ravinkazo, lokon-javatra manopy vony).. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4artificial ripening of fruits and tobacco.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5gâté, fermenté, terni; se dit des couleurs, des feuilles, des légumes, qui jaunissent ou se moisissent.. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)14 antsasaka
Fototeny  15sasaka
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny malagasy  17Ila na tapa-javatra nozaraina roa mitovy: Nozarainy ny mofo ka nomeny ny zandriny ny antsasany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18a half, one half. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19la demie, la moitié d'une chose déterminée. [1.3]
20moitié d'une chose. [1.5]
21la moitié, les uns ... les autres. [1.8]
22moitié, demi. [1.13]
Ohatra  23 1 grama isan'andro ho an'ny olon-dehibe ary antsasaka grama isan'andro ho an'ny ankizy [2.424#]
Tovy hevitra  24antsasany
Kamban-teny rehetra  25Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  26 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)27 antsasaka
Sokajin-teny  28 anarana
Fanazavàna teny malagasy  29akondro, ny akondro masaka ihany no atao hoe antsasaka. [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  30banane mûre. [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Voambolana  31 Haizavamaniry: voankazo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02