|
|
|
|

Teny iditra1  Antsakalava
Singan-teny  2 any, 3 Sakalava
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  5 the Sakalava country [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 le pays des Sakalava [3.1]
Ohatra  7  Ny zanany anankiray dia toa lasa nankany antsakalava [2.508#401]
8  Fony fahiny nisy zazavavy lasan’ ny jirika tany antsakalava [1.437]
9  Do no anaran' io biby io atý Imerina, ary any antsakalava avaratra sy andrefana no be azy indrindra [2.69#200]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20