|
|
|
|

Teny iditra1  antsafaina
Fototeny  2 antsafa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Anontaniana toepahasalamana; anontaniana momba ny zavatra efa fantatra rahateo: Nahoana no antsafainao momba izany aho, nefa efa fantatrao tsara ny momba izany?. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be inquired into, or inquired of, as in antsafa. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12