|
|
|
|

Teny iditra1  antsafa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 arahaba. [Betsimisaraka] [1.78]
4 Fanontaniana toe-pahasalamana na toetoe-javatra: Aorian' ny arahaba no matetika atao ny antsafa.
5 Fanontaniana zavatra efa fantatra rahateo, nefa mba tiana hofotopotorana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 enquiries about things of which one is fully cognisant beforehand. Used in enquiries after the sovereign and her kingdom.. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02