|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 an-tranon' ampinga |
| Singan-teny | 2 any, 3 trano, 4 ampinga |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 toerana misy ny foto-ponenan' ny olona iray fianakaviana na iray foko
[1.62] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 of one family, tribe or clan
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 dans la famille, la caste
[1.3] |
| Mpanahaka | 9 andranonampinga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|