| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 antonona | 
| Fototeny | 2tonona | 
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Ampy: Antonona azy ve io vary io Tsy kely tsy lehibe; tsy mafy tsy malefaka, mifanentana tsara: Izay vao antonona tsara ny hafanana ~ Tsy antonona anao velively iny akanjo iny fa milobaloba aoka izany Sahaza, mifanaraka tsara: Tsy antonona anao io raharaha io fa ialao [1.1]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
5 suitable for; of a middling size; about the right thing, used of actions or things [1.2] | 
| Ohatra | 
6 Hotolorako vady antonona azy izy, sady tia azy no inoako koa fa tiany.
[2.499] 
 7 Ny zohy betsaka teny an-tendrombohitra dia antonona tsara ho amin' izany. [1.38] 8 Mba hihinana tokoa ireny androany satria hanina antonona ny vavoniny no tazany. [2.470]  | 
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io | 
| Fivaditsoratra | 10 antonona, 11 onontana, 12 tononana | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |