|
|
|
|

Teny iditra1  antoantoandro
Fototeny  2 antoandro
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 [duplicatif diminutif]. [1.3#54]
Ohatra  5  Ny antoantoandro, nisy fiarakodia niakatra tao an-tanàna. [2.472#82]
6  Ka tamin'ny Alakamisy mbola antoantoandro ihany dia reny tamin'ireo mpivarotra namany niakatra taty Antananarivo [2.588]
Tsipelina hafa  7 antoandrotoandro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12