|
|
|
|

Teny iditra1  an-tendro-molotra
Singan-teny  2 tendro, 3 molotra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza filazana teny na fanaovana asa soa ety ivelany fotsiny fa tsy latsaka anaty; enti-milaza koa teny toa efa ao am-bava ao fa tsy tafavoaka. [1.1]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02