|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tendro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny ilany ambony indrindra, ny tampony amin' ny zavatra iray lava na avo:
4 Tapaho ny tendron' io tady io. / Misy sarin' akoholahy erỳ an-tendron' ny tranon-dakolosy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the tip, the top
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 sommet
[1.8, 1.13] 7 bout [1.8] 8 La cime d'un arbre. On dit par exemple an-tendron'ny hazo : à la cime de l'arbre [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
9 eo amin' ny koranam-pifaliana iraisana no mifandray tendro izany.
[2.313#]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 19 Fikambanana 31 amin' io teny io |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 21 tendro |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 Mari-tsoratra fanao eo amin' ny zanatsoratra misy tsindrimpeo: lalàna
24 (tendry ?) Ilay mari-tsindrimpeo atao eo ambonin' ny tarehintsoratra a na i na o: 25 à, ì, ò [1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 26 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 27 tendro |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 Nom donné aux fruits avortés ; mal formés. Par exemple : tendrom-boatelo (Dubois).
[Betsileo]
[1.196] |
| Voambolana | 30 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 31 ndreto, tendro |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|