|
|
|
|

Teny iditra1  anontaniana
Fototeny  2 ontany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#469]
4 dont on s'informe; ce dont on s'enquiert. [1.8]
Ohatra  5  Ingahibe ato avaratra angamba no azo anontaniana. [2.529#]
6  Ataon' ise inona izany fa zava-kafa anontaniana e! [2.643#]
7  Sady izao koa : tsara raha mba anontaniana izay heviny. [2.4#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12