|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  anoloana
Fototeny  2 oloana
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza toerana eo alohan' ny tena: Mijoro eo analoan' ny mpampianatra ny mpianatra ~ Mipetraha eo anoloana ianao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 Before, in the presence of. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 en présence. [1.3#460, 1.5]
7 devant, devant la façade. [1.3#460]
8 par devant. [1.5]
Ohatra  9  Nikendry anoloana, niandry ny hoe: [2.576]
10  Amin'io andro fanandratana azy io no anoloana ny lambany. [2.588#]
11  Iaraha-mahalala ny fahalementsika eo anoloana ny kolikoly amim-bola. [2.503#]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)14  anoloana
Fototeny  15 solo
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#624]
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09