Entrée anokanana (tokana)
Partie du discours verbe relatif
Explications en français  [1.3]
Exemples Olom-pirenena, sady mianatra no mampianatra ny mpikaroka, ka anokanana fotoana maro ny resaka, ny fifanakalozan-kevitra amin'ny mponina. [2.606]
Morphologie 
Présent : anokanana, anokanako, anokananao, anokanany, anokanantsika, anokananay, anokananareo, anokanan', anokanan-, anokanam-, anokana-
Passé : nanokanana, nanokanako, nanokananao, nanokanany, nanokanantsika, nanokananay, nanokananareo, nanokanan', nanokanan-, nanokanam-, nanokana-
Futur : hanokanana, hanokanako, hanokananao, hanokanany, hanokanantsika, hanokananay, hanokananareo, hanokanan', hanokanan-, hanokanam-, hanokana-
Impératif : anokany, anokano

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20