| Entrée | 1 ankororosy |
| Radical | 2 kororosy |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fisolafahana, fibolisarana, fitambotsorana hidina, fidinana mitambororotra Fionganana. [1.1] |
| Exemples |
5 Izay mahavoa an-tsapaka no iorehana, fa ny ankororosy no ankabeazany.
[1.437#]
|
| Tous les mots composés | 6 manao ankororosy |
| Synonymes | 7 kororosy |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|