|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ankay
Fototeny  2 hay
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toerana mangadihady tsy misy voly na hazo, eo amoron' ny ala be. [1.1]
5 lemaka. [Bezanozano] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  6 any open space near a forest, or surrounded by forest; an exposed situation. See hay.. [1.2]

Teny iditra (2/2)7  Ankay
Fototeny  8 hay
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  10 the name of a large upland plain to the east of Imerina. [1.2]
Teny nalaina  11  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  12 aanky, 13 akañy, akany, 14 anaky, 15 anika, 16 ankay, Ankay, 17 inaka, 18 kaina, Kaina, 19 kiana, 20 niaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10