Entrée ankasarotana (sarotra)
Partie du discours nom
Définition malgache Faritra eo ambanin' ny kibomalemy misy ny fananahana amin' ny tenan' ny olombelona: Anisan' ny maharary raha misy voadona eo amin' ny ankasarotana [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Citations 

2009/02/23