|
|
|
|

Entrée1  ankasa
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Azo zaraina roa: Ny isa roa ambin' ny folo dia isa ankasa ~ Rehefa tonga ny fotoana fompakarana, dia miainga Ralehilahy sy ny lehilahy vitsivitsy na maro, isa tsy ankasa, izay atao hoe ny mpaka [1.1]
4  isa azo zaraina roa marina tsara [1.13]
Explications en anglais  5  [ankatsa] a pair. See lomisy [1.2]
6  even (of numbers) [1.7]
Explications en français  7  pair (nombre) [1.8, 1.13]
Tous les mots composés  8  4 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  9  Mathématiques: arithmétique
Antonymes  10  tsiankasa, tsyankasa

Anagrammes  11 ankasa, 12 sakana, 13 sanàka

Mis à jour le 2025/10/08