Entrée anjoro firarazana
Mots élémentaires an-joro ; firarazana
Partie du discours locution
Explications en malgache Ny atao hoe anjoro na zoro firarazana dia ny zoron-trano avaratra atsinanana; mitodika any amin' io toerana io ny raim-pianakaviana ntaolo taloha amin' ny tsinan' ny alahamady ka mitanisanisa firarian-tsoa ho an' ny taranany, fa io no taombaovao tamin' ny Malagasy fahiny [1.1]
Explications en anglais [ anjorofirarazana ] [rary, chanting, prayers.] The north-east corner of a house where the rary is sung and the sorona is usually made. [1.2]
Exemples Dia nandohalika nanatrika teo anjorofirarazana izy ka nivavaka hoe : Eny Andriamanitra, Andriananahary! [2.588]
Autres orthographes 
Analogues  zoro firarazana

Mis à jour le 2023/04/16