Entrée (Teny iditra) Anjoaty
Partie du discours (Sokajin-teny)   nom propre (histoire) (anaran-tsamirery (tantara))
Définition malgache (Famaritana malagasy)   Karazan'olona masim-bava tany amin'ny andron'ny Ntaolo ka monina tao anelanelan'i Diégo sy Vohemar [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
Synonymes (Teny mitovy hevitra)  
Citations (Teny nalaina)  

Mis à jour le 2009/10/18
Formulaire pour nous envoyer des commentaires