Entrée |
anjoanjo
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Zavatra tsy maintsy natao ao amin' ny fanekena; fepetra fehivava [Rajemisa 1985]
|
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
anjoanjo
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Fanaovan-javatra tsy am-piheverana, kitoatoa: Tena manao anjoanjo koa izay olona nametraka itỳ tavoahangy feno rano itỳ teto ampovoan-trano ¶ Fanaovan-javatra tsy am-pikendrena tsara fa tokotokony sy sendrasendra fotsiny: Anjoanjo fotsiny no nahitako ny tranonareo [Rajemisa 1985]
|
|
Entrée |
anjoanjo
|
Partie du discours | adverbe
|
Définition malgache | Enti-milaza zavatra ataotao foana na ankinina amin' ny kisendrasendra fa tsy noheverina na tsy fantatra akory: Tetika anjoanjo fotsiny ny azy [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | haphazardly, at random [Hallanger 1973]
|
Traduction française | au hasard, à l'aventure [Hallanger 1974]
|
|