Entrée (1/2) | 1 an-jamba |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 Tsy am-pieritreretana: Tsy tsara ny manao anjamba fa izany no nantsoin' ny Ntaolo hoe mitsambiki-mikimpy [1.1] |
Entrée (2/2) | 4 anjamba |
Partie du discours | 5 adjectif |
Explications en anglais |
6 at random. See jamba. [1.2] |
Exemples |
7 Nefa, ry Malagasy havako, hanaraka azy anjamba hanao dian' ondry ve isika ka hivarina amin' izay ivarinany koa?
[2.296#]
|
Anagrammes | 8 Ambanja, 9 an-jamba, anjamba |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |