| Entrée | 1 angoronan-damba |
| Mots élémentaires | 2 angoronana, 3 lamba |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 Enti-milaza olona mampiahiahy fatratra fa efa fantatra ho mpangalatra ka raha vao mandalo dia tsy tratra ahoron' ny olona ny lambany sao angalariny [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|