| Entrée | 1 angonina |
| Radical | 2 angona |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Vorina, atoby, enti-milaza zavatra maso apetraka amin' ny toerana iray: Angony eo aloha ny vato alohan' ny hihadiana ny fototra [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be collected, assembled, or gathered together. [1.2] |
| Exemples |
6 Zozoro sy herana maina no angonina atao lafika.
[2.472#]
7 Mandoa ariary roa isam-bolona izahay, ary angonina daholo ireo vola ireo. [2.332#] 8 Koa raha eto no misy mianjera tsy dia taolana sisa angonina ao anaty rano ao, hoy i Voahirana. [2.895#] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 14 anangony, 15 angonina, 16 aningano, 17 anongany |
| Mis à jour le 2025/10/07 |
|