|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 angongo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Voronandrano mitovy amin' ny gisa madinika ny habeny, fahita indrindra amin' ny faritany andrefana sy afovoany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 name of a bird. Same as arosy.
[Tanala]
[1.2] |
| Voambolana | 5 Haibiby: vorona |
| Tsipelina hafa | 6 ongongo |
| Mpanahaka | 7 arosy, 8 kaboka, 9 kaboka, 10 koboka, 11 koboka, 12 ongongo, 13 rasana, 14 rasana |
| Teny iditra (2/2) | 15 angongo |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Enti-milaza fiavovonana sy fitobiana amin' ny toerana iray.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 tas, monceau.
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 29 angongo, 30 gongona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|