|
|
|
|

Teny iditra1  angeso
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fombafomba tsy tsotra, tsy araka ny fo fa amboamboarina, ka aseho amin' ny fihetsika na fiteny.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 ornement du style, affectation, recherche: Be angeso loatra ny laha-teniny (Son style est trop recherché). [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tovy hevitra  11 angesongeso
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  13 angeso, 14 Gosena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09