|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  angelinkary
Singan-teny  2 angely, 3 kary
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 karazan' angely mivelona ao an-trano, indrindra fa ao amin' ny efitrano fandrahoan-tsakafo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a species of angely which chirps in the night. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 grillon domestique. [2.415]
Voambolana  8  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)10  angelinkary
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12 fripon. [2.414]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02