|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  androvo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  3 rôdeur, bande de malfaiteurs, de bandits, de détrousseurs. [1.3#43]
Ohatra  4  Tsy izy mirahalahy ihany anefa no nilalao ody sy nisotro toaka, ary nanao fanahin' androvo toy izany teo Amboanana [2.588#]
Sampanteny 
Anarana :
Tsipelina hafa  6 androvy
Kamban-teny rehetra  7 androvolahy

Teny iditra (2/2)8  androvo
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny anglisy  10 a kind of top. [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 coquille, toupie.. [Tankarana] [1.19]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09