|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  androna
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 famaky. [1.1]
Voambolana  4  Fitaovam-piasana

Teny iditra (2/3)5  androña
Sokajin-teny  6  mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  7 eo anoloana, eo aloha. [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  8 au devant de. [Taisaka] [1.82]

Teny iditra (3/3)9  Androna
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  11 région de Mandritsara = Ankay.. [Tankarana] [1.19]

Fivaditsoratra  12 anandro, 13 an-draño, andrano, 14 androña, androna, Androna, 15 ondrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10