|
|
|
|

Teny iditra1  andro fady
Singan-teny  2 andro, 3 fady
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 andro voatondron' ny mpisorontsampy taloha ho andro masina fanandratana ny sampy ka tsy azo nanaovan-draharaha (ny alakamisy) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Jour où l'on s'abstient de travail ou de certaine nourriture [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12