Entrée androbohana (roboka)
Partie du discours verbe relatif
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]
Exemples Raha iny indray mandeha iny ihany no androbohana ny landy tao anaty rano nisy nato, dia mena tanora ny volony, fa raha naroboka niverina fanindroany, dia mena antitra kokoa [2.436]
Morphologie 
Présent : androbohana, androbohako, androbohanao, androbohany, androbohantsika, androbohanay, androbohanareo, androbohan', androbohan-, androboham-, androboha-
Passé : nandrobohana, nandrobohako, nandrobohanao, nandrobohany, nandrobohantsika, nandrobohanay, nandrobohanareo, nandrobohan', nandrobohan-, nandroboham-, nandroboha-
Futur : handrobohana, handrobohako, handrobohanao, handrobohany, handrobohantsika, handrobohanay, handrobohanareo, handrobohan', handrobohan-, handroboham-, handroboha-
Impératif : androbohy

Mis à jour le 2023/01/20