|
|
|
|

Teny iditra1  andriambaventy
Singan-teny  2 andriana, 3 vaventy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Manam-boninahitra lehibe fahiny niadidy ny raharaham-pitsarana. (Tamin' ny andro nanjakan-dRadama, ny vadintany fony tamin' Andrianampoinimerina ihany no novany ho andriambaventy) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [vaventy, large.] The judges. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12