|
|
|
|

Teny iditra1  andriamanibavy
Singan-teny  2 andriamanitra, 3 vavy
Sokajin-teny  4  anarana
Ohatra  5  Ninoany aza fa mitombo hasina ny fanahy efa nody, ka hita amin' ny tonom-bavaka fanaony fa nandrianiny ho " andriamanidahy " sy ho " andriamanibavy " izy ireo, mpizarazara ny fitahian' ilay Andriamanitra lehibe. [2.296]
Haiendriteny 
6  Tsotra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/26