|
|
|
|

Teny iditra1  andraso
Fototeny  2 andry
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana andrasana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.5]
Ohatra  4  andraso eto aho ambara-piveriko na amin' ny firy na amin' ny firy [1.1]
5  andraso eto aho vetivety. [2.471#62]
6  andraso eto vetivety aho! [2.529#66]
7  andraso kely angaloha, hoy ny sahona. [2.314#79]
8  andraso aloha fa sao misy hevitra hafa. [2.472#216]
Tsipelina hafa  9 andrazo
Kamban-teny rehetra  10 andraso eo hoy i Paoly
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26