| Entrée | 1 andrahoina |
| Radical | 2 handro |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en français |
4 qu'on fait cuire ou bouillir [1.3] |
| Exemples |
5 Da nampamono akoho, hono, Rafotsiarifanahy, ka nasainy nandrahoina, ka nony masaka, dia naniraka ankizivavy roa izy hanatitra azy.
[2.293]
6 koa manendasa izay hendasinareo, ary mahandroa izay handrahoinareo, ary izay sisa rehetra dia avelao ho anareo, hotehirizina ho tra-maraina. [2.996] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 11 atody an'akora andrahoina mantamanta |
| Autres orthographes | 12 ahandroina, handroina |
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 14 ahandroina, 15 Anahidrano, 16 andrahoina, 17 rahondiana |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|