Entrée andosirana (lositra)
Partie du discours verbe relatif
Explications en anglais From whom who flees [1.7]
Explications en français  [1.3]
 Qu'on fuit [1.8]
Exemples 
1Hanky 'zany ve, Rafatro, 'ty andosirana tsy tanty? [2.1022]
2Anjara tsy azo andosirana, teny jadona tsy azo valiana. [2.296]
3Ekena ary ankatoavina ny didy avoakan'ny olobe, fa andosirana araka izay azo atao ny Fanjakana. [2.606]
Morphologie 
Présent : andosirana, andosirako, andosiranao, andosirany, andosirantsika, andosiranay, andosiranareo, andosiran', andosiran-, andosiram-, andosira-
Passé : nandosirana, nandosirako, nandosiranao, nandosirany, nandosirantsika, nandosiranay, nandosiranareo, nandosiran', nandosiran-, nandosiram-, nandosira-
Futur : handosirana, handosirako, handosiranao, handosirany, handosirantsika, handosiranay, handosiranareo, handosiran', handosiran-, handosiram-, handosira-
Impératif : andosiro
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20