|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  andahiny
Singan-teny  2 lahy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 ny andahiny na kidobony amin' ny ampongan' ny ntaolo dia ilay lafiny dobohana amin' ny fively, ary amin' ny valiha kosa dia ny tadin' ny feo ambony na andahiny [1.10]
Fanazavàna teny anglisy  5 the bass end of the drum; the treble chord of the valiha. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 le côté de tout instrument qui donne le son aigu ; la voix, les cordes hautes [1.3]
Voambolana  7  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Tohi-kevitra  8 ambaviny
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)10  andahiny
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 amin' ny rafitra hazo, na amin' ny tefy, dia ny tendron-kazo, ets. izay miditra ao amin' ny ilany keoka na loaka mba hampikambana ny roa tonta no atao hoe andahiny [1.10]
Fanazavàna teny frantsay  13 le côté bouveté portant la baguette; se dit de la partie des engrenages, des jonctions, des pentures. etc, qui portent le bout plein entrant dans la partie vide [1.3]
14 pièce mâle [1.5]
Tohi-kevitra  15 ambaviny
Kamban-teny rehetra  16 tsofa andahiny
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  andahiny, 18 danihina, 19 dinahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08