|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anay |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny izahay raha atao teny fameno: Nanasa anay idadatoa tamin'ny alahady,, na atao teny milaza tompon-javatra: Anay ny fandresena!
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 Us, ours (but not yours); used as accusative or possessive plural of aho, or izaho.
[1.2] 5 us (exclusive - as object); ours [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 (excluant ceux à qui l'on parle). Nous, à nous. Aza mitora-bato anay: ne nous lancez pas des pierres. Anay ireo voankazo ireo: ces fruits sont à nous. Anay ny miambina anio alina: c'est à nous à faire la garde la nuit prochaine. Anay ho anay izany: c'est notre affaire.
[1.3] 7 Nous, à nous [1.5] 8 nous (exclusif - objet); nôtre. [1.8] |
| Mpanahaka | 9 izahay, 10 nay, 11 nyanay |
| Kamban-teny rehetra | 12 hianao no anay |
| Tsanganana sy sary iray takila |
13 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 14 aina, a~ina, anay, 15 i~ana, iana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13 |
|